Communication
juin 15, 2006
"The ability to communicate is everything", Lee Iacocca
Charisma (Charisme)
juin 15, 2006
Fahafahana sy fahaizana misarika olona, matetika hananan'ireo leader nalaza taloha toy ndry Martin Luther King, Napolen, Gandhi sy ny sisa. Hita taty aoriana fa azo hianarana. Ny tena mahagaga amin'ilay izy dia ianao tsy tonga saina akory, sady tsy hay ny manazava azy nefa mandaitra sy misarika anao. Matetika rehefa mihatra izy dia manaraka ny fihetsika ataon'ilay olona ianao, ohatra rehefa mitsiky izy dia mitsiky koa ianao. Manana charisme izany ilay olona. Ny charisme dia azo lazaina ho tafiditra ao anatin'ny Intelligence Emotionnelle noho izy mampiasa betsaka ny emotions.
Writing Skill Success in a 20 minutes a Day
juin 15, 2006
Boky manome toro-hevitra amin'ny fomba fanoratana mba ho tsotra sy ho mora azo ary mavaza. Ao anatin'ny resaka communication ihany. Hita ao ohatra ny safidy amin'ny vocabulaire tokony ampiasaina , ny fampiasana ireo signes de ponctutation isan-karazany, ny resaka majuscule, italique, minuscule…
Tonga ny boky anankiroa
juin 15, 2006
Nanafatra boky anankiroa tao amin'ny Amazon.fr aho dia tonga soa aman-tsara omaly. L'intelligence Emotionnelle 2 an'i Daniel GOLEMAN sy L'intelligence du coeur an'i Isabelle FILLIOZAT. Ho tantaraina eto ihany rehefa voavaky.
L’intelligence émotionnelle Tome I
juin 12, 2006
Tome I nosoratan'i Daniel Goleman. Mitantara ny nahitana ny Intelligence Emotionnelle, ireo karazana expérience nandramana rehetra amin'ny fiasan'ny atidoha. Manazava ny atao hoe Emotion, sy ny fomba fitantanana azy. Anisan'ny ampiasain'ireo orinasa maro ankehitriny ny Intelligence Emotionnelle, na eo amin'ny fanaovana recrutement na ihany koa fanomezana formation ho an'ny collaborateurs. Ny Quotient Emotionnel koa hoy izy dia zavatra dynamique, tsy azo mesurer-na tahaka ny QI. Fa azo atao kosa anefa hoy izy ny manazatra tena mba hahatonga azy ao anatin'ny moyenne foana. 10% ny succès ny olona anankiray dia ny QI no manome azy, fa ho an'ny ambiny dia anisan'ny manan-danja be dia be ny Intelligence Emotionnel. Rehefa natao ny fandinihina hoy izy dia maro dia maro amin'ireo manana QI ambony be no ampiasain'ny olona manana QI <100. Diniho amin'izany ary !
Self Mastery
juin 6, 2006
A sense of self mastery, of being able to withstand the emotional storms. Individuals with restraint are those who are able to controltheir negative emotions, and not act or react inappropriately in situations. “Keeping our distressing emotions in check is the key to emotional well being.”
Goleman, Emotional Intelligence
The Top Ten Human Needs
juin 6, 2006
Affection: a desire to belong
Excellence: the drive to win
Esteem: a passion to be admired
Security: a need for protection
Greed: a want for more than the right amount
Recognition: a need for personal worth
Power: a desire for supremacy
Privacy: an urge to protect personal space
Ego: a sense of pride
Liberty: a craving to control one's fate.
Satisfy them to gaim compliance !!
Les secrets de l’Expression Efficace
mai 31, 2006
Boky nosoratan'i Stéphanie Barrat sy Christian Godefroy. Mora vakiana satria tonga dia karazana famintinana. Miresaka ny communication rehetra, ao anatin'izany ny fahaizana manoratra, fahaizana miteny, fahaizana mandamina ny zavatra tokony atao, ny fahalalam-pomba, ny fahaizana mivarotra sy ny maro hafa koa. Lehibe ihany satria eo amin'ny 669 pages eo ho eo.
Selling with Emotional Intelligence
mai 19, 2006
Boky nosoratan'i Mitch Anthony mikasika ny Intelligence Emotionnelle. Fahaizana miresaka sy mifandray amin'ny client, mahafantatra sy mahay milalao émotion. Tsy voatery hoe resaka varotra ihany fa azo ampiharina amin'ny zavatra maro.
The power of positive thinking
mai 19, 2006
Tia mamaky koa ary efa betsaka ihany izay boky voavaky izay hoy ny tsy mahay manisa
. The power of positive thinking (La puissance de la pensée positive) anisan'ireo boky novakiako sy nahafinaritra ahy ihany koa. Matetika ny lazain'ny boky toy itony moa misy mitovitovy foana anisan'izany ny fahatokisana ny tenanao ohatra.