INSPIRATION


Wiki How ?

Publié dans Communication par efraz le mai 11, 2007

Wiki hahitana toro-hevitra manodidina ny fiainana ny WikiHow . Ny anisan’ny tena mba mahaliana ahy anankiray ao dia ny ao amin’ny Categories Communications. Anisan’ny mahatsara an’io Wiki io ihany dia ny be sy ny maro dia afaka mandray anjara daholo.

Imagination – Creativity

Publié dans Citation par efraz le avril 18, 2007

If you always do what you’ve always done, you’ll always get what you’ve always got.

Cultivez votre réseau

Publié dans Communication,Emotional Intelligence par efraz le février 19, 2007

Boky nosoratan’i Bettina Soulez. Ilaina ny réseau (fifandraisana) n’inona n’inona sehatra, na eo amin’ny sehatry ny asa, fialam-boly, fizaram-pahalalana, culture. Ny mpanoratra dia manoro fomba maro hanatsarana sy hampitomboana izany réseau izany : hanombohana izany hoy izy dia ilaina ny mahafantatra ny tenanao, ary ilaina koa ny mahafantatra ny hafa izay mety tsy hitovy fijery aminao; izay indrindra no mahatsara sy mampiavaka ny réseau. Fijery samihafa kanefa manana hevitra sy tanjona mety hitovy. Raha ny fijeriko azy tafiditra ao anatin’ny resaka communication sy intelligence emotionnelle izy ity.

L’intelligence du coeur

Publié dans Boky,Emotional Intelligence par efraz le décembre 18, 2006

Miresaka Intelligence Emotionnelle ihany koa ity boky nosoratan’i Isabelle FILLIOZAT. Anisan’ny zavatra misongadina ny fampisehoany hoe ny fihetsika sy ny toetra hananana aty aoriana dia tsy maintsy misy hifandraisany tamin’ny fomba nanabeazana taloha. Raha azo atao hoy izy dia aleo ny olona, ny zaza na ny ankizy haneho ny émotions, ohatra hoe raha mitomany rehefa misy manjo dia tsy tokony sakanana fa manamora kokoa ny deuil izany. Nasiany resaka misimisy koa ny fitaizana sy ny fanabeazana ny zaza satria tena miraikitra ao anatin’ny zaza tokoa indrindra ny fibedesana azy amin’ny zavatra tsy mitombina fa entin’ny fahasendaorana fotsiny ohatra. Tsara ilay boky na dia somary lava aza.

L’intelligence émotionnelle Tome II

Publié dans Emotional Intelligence par efraz le octobre 9, 2006

Mbola i Daniel Goleman ihany no nanoratra azy ity. Ny zavatra tantarainy ao indray dia eo amin’ny sehatry ny asa, inona no mahatonga ny olona iray mahomby noho ny iray raha samy mitovy ny fahaizany, ao ihany koa ny hoe ahoana no tokony hitondrana ny mpiasa, ireo zavatra tokony hampianarina ny ankizy dieny any an-dakilasy. Raha fintinina dia hoe anisan’ny tena miasa ihany koa ny Intelligence Emotionnelle eo amin’ny fifandraisana amin’ny mpiara-miasa ary mba hahatomombana ny asa. Ity ny rohy misy ilay boky.

Dealing with Emotional Conditions

Publié dans Ankapobeny par efraz le juillet 25, 2006

WikiHow – Categories Emotional Conditions :  Wiki anankiray hahitana fikafika madinidinika mety hahasoa eo amin’ny fitantanana ny emotion. Anisan’izany ohatra ny fika hoe ahoana ny fika mba tsy hivanitika rehefa tsy tokony hivanitika :)   : How to stop laughing when You laugh at inappropriate times.

Anxiety

Publié dans Citation par efraz le juillet 20, 2006

Anxiety is caused bya lack of control, organization, preparation and action.

David

My Rules for Business and Life in General

Publié dans Ankapobeny par efraz le juillet 18, 2006

Anisan’ny mba nahafinaritra ahy ny post an’i Bob Parsons tamin’ny blog-ny mitanisa ireo principe sy motivation narahiny teo amin’ny fiainana. Apetrako eto ny rohy atao fijery sy mba ho tadidy. Ito ary My Rules for Business and Life in General

Sympathy and Empathy

Publié dans Emotional Intelligence par efraz le juillet 18, 2006

“When you feel sympathy you experience what the other person is experiencing. This may be pleasant when the other person is happy, but not so nice when they are distressed.
When you feel empathy you understand another’s feelings but you do not directly experience them.”

Coach yourselft to optimum Emotional Intelligence 

Management , LeaderShip

Publié dans Citation par efraz le juin 22, 2006

"Management is doing things right; leadership is doing the right things." Peter Drucker and
Warren Bennis

Page suivante »

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.